Teny iditra | 1 manokom-bary olona |
Singan-teny | 2 manokom-bary, olona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) |
Voambolana |
5 Fotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |